Tag: Coliseum


affiche-paska

Paska 2016 feno ny herin’Andriamanitra

  Aman’arivony ireo olona voasinton’ireo hetsika fitorian’ny Radio FMFOI 107.4MHz ka tonga nanatanteraka ny Paska 2016 tao amin’ny Coliséum nanomboka ny 22, 23, ary nifarana ny 29 Martsa 2016 lasa teo. Fatra mpitandrina ny didy sy ny sitrapon’ Andriamanitra rehetra ny fiangonana Fmfoi tarihin’ny Raiamandreny Apostoly Benjamina, ao anatin’izany ny Paska sy firavoravoana izay manan-danja tokoa satria fandalovan’i Jehovah sady antoky ny taona; hankalazaina isan-taona. Nandritry ireo fivoriana masina ireo no nampisehoan’i Jehovah ny heriny sy ny fisiany ary tena nahitana fa velona Izy satria namaly ny vavaka sady niasa tamin’ny fametrahan-tanana ka...

Lire plus

Nous utilisons des cookies pour vous offrir la meilleure expérience en ligne. En acceptant, vous acceptez l'utilisation de cookies conformément à notre politique de confidentialité des cookies.