Enseignements vidéo

Hara-magedona :

Fampianarana ny bokin’ny Apokalypsy amin’ny fomba Apostolika iarahana amin’ny Mpanompon’i JEHOVAH, Raiamandreny Apostoly Benjamina.
Ho fantarinao amin’izany : ireo karazana faminaniana voasoratra ao amin’ny baiboly manambara ny faran’izao tontolo izao, ireo karazana fitaka maro samihafa entin’ny satana amitahana ny olona ho amin’ny fandringanana ho avy, sy ny lalana nomanin’i JESOSY TOMPO ho an’ny olona rehetra handovany Fiainana Mandrakizay

DESCRIPTION :

DESCRIPTION :

Nous utilisons des cookies pour vous offrir la meilleure expérience en ligne. En acceptant, vous acceptez l'utilisation de cookies conformément à notre politique de confidentialité des cookies.