Fandalinam-pinoana

Velona eo amin’ny Apostoly Benjamina ny herin’Andriamanitra ka maro ny olona resy lahatra fa marina ny teny toriany.  Mba hitondrana azy ireo amin’ny batisan’ny fibebahana  ahazoany fiainana mandrakizay dia misy ny  «fandalinam-pinoana» na fianarana soratra masina.

Ny fandalinam-pinoana na fianarana soratra masina

Ampianarina soratra masina aloha ny olona resy lahatra ka manolo-tena, mba ahafantarany tsara ny sitrapon’Andriamanitra sy ny lalana izay tokony hizorany ao anatin’ny fanompoana raha te handova ny fiainana mandrakizay izy. Mampitombo finoana sy fahalalana ny fidirana amin’ity fianarana soratra masina ity sady mitondra fiovam-po sy fanafahana ary fiainam-baovao tanteraka.

Afaka mametraka fanotaniana

Mazava ho azy fa ny Apostoly Benjamina  no mitarika ny fampianarana ary izany dia azo arahina mivantana amin’ny aterineto (streaming).

Tombony lehibe ny manatrika ny fampianarana satria dia afaka mametraka fanontaniana sy mifapiresaka mivantana amin’ny mpampianatra ny mpianatra.

Mandritra ny fotoam-piofanana dia efa azo lazaina sahdy fa mapndresy ny mapndali-pinoana satria betsaka eo, no afaka amin’ny fahazaran-dratsy nangeja azy an-taonany maro, sitran amin’ny aretina       efa naha lany haiky ny mpitsabo sy ny manam-pahaizana, ireo namoy fo tamin’ny fiainana nitraka indray na koa ny asa fivelomana misokatra. Hihaino fijoroana vavolombelona.

Avatar for Ziona WEBCOM

« Et cet évangile du royaume sera prêché dans la terre habitée tout entière, en témoignage à toutes les nations ; et alors viendra la fin. » (Matthieu 24:14)

Laisser un commentaire

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *

Nous utilisons des cookies pour vous offrir la meilleure expérience en ligne. En acceptant, vous acceptez l'utilisation de cookies conformément à notre politique de confidentialité des cookies.